Tsy latsa-danja amin’ireo fety rehetra amin’ny orinasa Telma ny fahatsiarovana ny fetin’ny reny ny 25 mey 2014. Ho fanomezana ho azy ireo dia manolotra fihenam-bidy 50% amin’ireo vokatra farany novokariny ity orinasam-pifandraisan-davitra ity. Anisan’izany, ohatra, ny solosaina kely Galaxy note 2, ny tablette Telma One Tab 7.3 3G, ny finday Samsung Galaxy S5 na koa Smartphone mora indrindra.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.