• Alarobia 28 Mey 2014
Actualités.Polisy “jiolahy” Telo voasambotry ny zandary omaly

Nisy polisy nefa “jiolahy” telo voasambotry ny zandary Soanierana Ivongo omaly

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Mey 2014
Actualités.Trafika basy sy bala Vadina zandary no atidoha

Mivoatra ny raharaha manodidina ireo basy miisa 360 sy bala 4.000 mahery tratra saika hampidirina an-tsokosoko tao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Mey 2014
Actualités.Tsindron’antsy teny Andohatapenaka I Olona 6 naiditra hopitaly, ramatoabe iray voa mafy

Olona 6 nahitana ramatoabe iray sy ankizy avy nianatra sy mpanao “taxi-phone” ary olon-tsotra hafa no voatery naiditra hopitaly teny amin’ny HJRA Ampefiloha omaly manodidina ny tamin’ny 3 ora tolakandro satria dia notsindromina tovolahy iray antsy teny an-tanany avokoa.

Hamaky ny tohiny
FTT