- Alarobia 28 Mey 2014
Actualités.Vono olona any atsimo, ady tany Aiza ny Fitsarana ?
Vaovao mbola mitana ny sain’ny maro ary manomboka taterin’ireo filazam-baovao iraisam-pirenena ny fifamonoan’ny samy Malagasy any atsimon’ny Nosy. Ny faty olona nikararana tany Andranondambo, Amboasary Atsimo no voalaza ombieny.
Hamaky ny tohiny
