Actualités

Antananarivo Nihovitra ny tany omaly


  • Alarobia 28 Mey 2014


 Nihovitra ny tany omaly teto Antananarivo sy ny manodidina, tokony ho tamin’ny 12ora sy 50 minitra. 4,4 amin’ny maridrefy Richter ny vaikan’ilay horohorontany ary tany Ambatomanjaka, Miarinarivo, 92km andrefan’ny renivohitra no nisy ny foibeny, araka ny fanazavan’ny tao amin’ny foibe mpanaramaso ny horohorontany na IOGA (Institut et Observatoire de Géophysique d'Antananarivo) eny Ambohidempona. Amin’ny ankapobeny dia 4 isan’andro ny horohorontany miseho eto Madagasikara, saingy kely ny vaikany ka tsy tsapan’ny olona akory ny fisiany.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT