- Zoma 30 Mey 2014
Actualités.Fifaninanana soratononina Malagasy no 2 voalohany erantany
Tena mahay ny Malagasy ary voaporofo izany tamin’ny dingan’ny fifanintsanana tamin’ny fifaninanana teny frantsay «Les timbrés de l’orthographe».
Hamaky ny tohinyTena mahay ny Malagasy ary voaporofo izany tamin’ny dingan’ny fifanintsanana tamin’ny fifaninanana teny frantsay «Les timbrés de l’orthographe».
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Vao nolaniana teny anivon’ny Antenimieram-pirenena ny volana marsa lasa teo ny politikam-pirenena entina miady amin’ny Sida eny anivon’ny toeram-piasana.
Hamaky ny tohinyTsy nanao ilay “opération coup d’arrêt” no anton-dian’ireo zandary nalefan’ny fitondram-panjakana tany Besakoa, Distrikan’Amboasary Atsimo ny 19 mey lasa teo fa namono sy nampijaly ny vahoaka, hoy ny fitarainan’ny mponina any an-toerana.
Hamaky ny tohinyNitokona teny amin’ny «Bord de la mer» ireo mpitondra Bajaj rehetra tao Mahajanga ny talata maraina teo. Ny fampitombona ny ora fiasana sy ny fanavoazana ny «cahier des charges» no isan’ny takian’ireo mpitondra Bajaj ireo.
Hamaky ny tohinyMitohy hatrany ny ezaka fanohanana ny fampianarana ataon’Atoa Randrianarison Olivier, Lefitra voalohan’ny Delegasiona manokan’ny Kaominin’Antsirabe.
Hamaky ny tohiny