Actualités

Ministeran’ny fampianarana teknika Toerana iray nanendrena olona roa samihafa


  • Zoma 30 Mey 2014


 Nanaitra ny namaky ny fampitam-baovao avy amin’ny Fiadidiana ny Repoblika, mitatitra ireo fanapahan-kevitra noraisina nandritra ny Filankevitry ny minisitra natao teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha tamin’ny alarobia 28 mey lasa teo. Nisy fanendrena olona maromaro hitazona andraiki-panjakana ambony tamin’izany. Ho an’ny ministeran’ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arak’asa dia nisy fanendrena olona roa dia Razafimahatratra Jean de Dieu sy Andriamanjato Modeste ho amina toerana iray, samy Talem-paritry ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arak’asa Faritra Menabe. Tsy fitandremana sa fanahy iniana ?

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT