• Alatsinainy 02 Jona 2014
Actualités.Fifohana sigara Olona iray isaky ny enina segodra no mamoy ny ainy

Mitombo isa isan’andro ireo mpifoka sigara eto amintsika. Mihatanora hatrany koa ny salan-taonan’ireo mandray izany satria dia vao 10 taona monja no kely indrindra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Jona 2014
Actualités.Manakara Sinoa lahy valovotaka nisy naka an-keriny

Nirefodrefotra ny basy tao an-tsenan’i Manakara, renivohitry ny Faritra Vatovavy Fitovinany ny alin’ny sabotsy 31 mey teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Jona 2014
Actualités.FAWE Mahajanga Nahazo trano famakiam-boky

Zazavavy miisa 31 no tezaina ao amin’ny Fawe Mangarivotra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Jona 2014
Actualités.Antsirabe Nitrangana haintrano indray

Saika isaky ny faran’ny herinandro dia misy trano may hatrany ao Antsirabe. Saika tandrevaka avokoa no antony na ankizy tavela irery ao an-trano no iatombohany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Jona 2014
Actualités.Tsaratanana Amidy an-tsena hatramin’ny basy kalachnikov

Tao anatin’ny dimy taona, mahatsapa ny mponina any amin’ny Distrikan’i Tsaratanana, fa miparitaka ny basy. Vokany, mandry tsy lavo loha ny vahoaka noho ny horohoro, hoy ny fampitam-baovao mari-pototra voaray.

Hamaky ny tohiny
FTT