Actualités

FAWE Mahajanga Nahazo trano famakiam-boky


  • Alatsinainy 02 Jona 2014

Zazavavy miisa 31 no tezaina ao amin’ny Fawe Mangarivotra.

Arak’izay dia maro ireo fikambanana miara-miasa amin’ity ivon-toerana fitazaina zazavavy sahirana sy kamboty ity ao Mahajanga ka isan’izany ny fikambanana Nadiazada avy any Luxembourg. Nanolotra trano famakiam-boky sy toerana natao hijerena fahitalavitra ary kilalao maro samihafa io mpiara-miombon’antoka amin’ny Fawe io ny zoma teo. Mbola maro hoy ny mpitantana ny Nadiazada ny fanampiana homena ny Fawe toy ny fanorenana kianja filalaovana basikety ho an’ireo ankizy tezaina ireo. Nanomboka tamin’ny taona 2008 ny fiaraha-miasan’ny roa tonta.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT