• Talata 03 Jona 2014
Actualités.Ambatolambo Mananjary Zazalahy 7 sy 11 taona nanolana zazavavikely 4 taona

Mila ho isan’andro no andrenesana tranga fanolanana. Nirongatra mihitsy izy ity tao anatin’ny krizy nateraky ny fanonganam-panjakana tamin’ny 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Jona 2014
Actualités.Fanolanana feno habibiana Noloarana ny fivaviany dia notsatohana bararata ny vavany

Habibiana no nihatra tamin’ity ankizy vavy kely vao11 taona monja monina ao Bekabaro, Kaominina Ilafy ny takarivan’ny alarobia lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Jona 2014
Actualités.Lehilahy mahery setra Tsy mety fay na efa tapitra noteteziny aza ny fonja

Habibiana no nitranga tamin’ity raim-pianakaviana iray monina ao Morarano Analamahitsy ny fiandohan’ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Jona 2014
Actualités.Fikambanana Zanak’Avaradrano Nifanome tanana hanatanterahana ireo tetikasa novolavolaina

Nanao hetsika fitadiavam-bola hahafahana miroso amin’ny fanatanterahana ireo vina tetikasa 17 voarakitry ny praograman’asan’ny fikambanana hatao manomboka amin’ny taona 2014 niorenany ity ny fikambanana Zanak’Avaradrano omaly alahady 1 jona teny amin’ny Espace Lion d’Or teny Anosy Avaratra.

Hamaky ny tohiny
FTT