Actualités

Lalao «Tia Tanindrazana 5 taona» Niampy dimy indray ireo nitsikian’ny vintana


  • Alatsinainy 02 Jona 2014


Tapakila an’aliny maro no nahita ireo valiny marina tamin’ireo fanontaniana napetraka hatramin’ny 07 aprily 2014 nanombohan’ny lalao no nandray anjara tamin’ny fisarihana ampahibemaso, natrehin’ny polisy mpanamarina lalao isany, Rabenahy Soloniaina Jacques Ruddy sy Alain Sylvestre. Dimy ny tapakila nosarihina ka nahazo loka tamin’io, araka ny hita ao amin’ny pejy faha-5. Ho azy dimy tsara vintana voasarika ireo dia afaka maka ny loka ao amin’ny Foiben’ny gazety Tia Tanindrazana, Lot III I Boulevard Ratsimandrava Soanierana Antananarivo izy ireo amin’ny talata 10 jona 2014 amin’ny 3 ora tolakandro, miaraka amin’ny fanamarinana ny mombamomba azy avy. Marihina fa ireo tapakila rehetra tsy voasarika tamin’io sabotsy 31 mey io dia mandray anjara feno amin’ny fisarihana andiany fahatelo hatao ny sabotsy 28 jona 2014 miaraka amin’ny tapakilan’ireo mpandray anjara nahita ny valiny marina voaray mandritra ny lalao volana jona.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT