• Alakamisy 05 Jona 2014
Actualités.Fakana an-keriny Sinoa tao Manakara Efa-dahy no efa voasambotra hatramin'izao

Nahitam-bokany ny ezaky ny mpitandro filaminana manodidina ny raharaha fanafihana mpivarotra teratany sinoa iray tany Manakara ny alahady teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Jona 2014
Actualités.Andranonahoatra Itaosy Zaza iray no saika lasan’ny mpangalatra

Zazalahy kely iray vao fito taona monja indray no nisy nifaoka tamin’ny fiara mazda teny Andranonahoatra Itaosy ny alatsinainy hariva lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Jona 2014
Actualités.Mpiasa nivadika ho jiolahy Maty voatsindron’antsy ilay “Patron”

“Mba hitady asa ato aminareo izahay ‘patron’ fa tena tsy misy vola mihintsy”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Jona 2014
Actualités.Nosy Maorisy Zaza gasy 3 tadiavina horoahina tsy miaraka amin’ny reniny

Zanaka mpiasa Malagasy 3 teraka tao Maorisy ka vao 3 volana monja ny iray, 1 taona sy tapany sy 2 taona kosa ny 2 ambiny no tadiavin’ny sampandraharaha misahana ny sisintany Maorisiana halefa mody aty Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Jona 2014
Actualités.Andian-jiolahy avy any Andranomanelatra Manafika miaraka amin’ny tora-bato ao Antsirabe

Ny fitadiavana tokoa tsy mahalavi-tany ka na dia an-tongotra ora roa aza dia mandeha ihany koa ireo jiolahy rehefa manafika.

Hamaky ny tohiny
FTT