- Alakamisy 05 Jona 2014
Andranomadio P.elle 11
Anjakan’ny “Maro Andavaka” ankehitriny ny ao Andranomadio P/elle 11/43. Efa rava ity andian-jiolahy ity teo aloha saingy niverina indray izany izao.
Hamaky ny tohinyAnjakan’ny “Maro Andavaka” ankehitriny ny ao Andranomadio P/elle 11/43. Efa rava ity andian-jiolahy ity teo aloha saingy niverina indray izany izao.
Hamaky ny tohinyVoasambotry ny polisy ny lehilahy iray, 39 taona, mpamongady rongony eto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohiny73 taona mahery ny nanangonan-javatra i Rakotomalala Julie, mpitantana ny tranom-boky “Mini Génie Civil” eny Andranonahoatra Itaosy. Handray 83 taona izy ankehitriny saingy tsy mbola mahay mipetraka noho ny fitiavany manangona sy mizara ny fahaizana amam-pahalalana amin'ny manodidina azy amin'ny alalan'ireo boky an'arivony maro ananany.
Hamaky ny tohinyAntso ho an’ny Malagasy tahaka ahy sisa no azoko atao, satria na ny fanjakana aza dia toa miraviravy tanana.
Hamaky ny tohinyBetsaka ireo tokantrano mahatsapa fa nahazo tombontsoa teto Antananarivo renivohitra hatramin’ny nandraisan’ny Kaominina fanapahan-kevitra mikasika ny tsy maintsy hanakatonana ireo toeram-pisotroana na «Bar» rehetra amin’ny 09 ora alina.
Hamaky ny tohinyNifarana omaly rehefa naharitra hateloana ny «Salon BTP» nokarakarain’ny sendikan’ny Taotrano sy ny Asa Vaventy. Nandray anjara mavitrika tamin’ny hetsika kosa ny federasiona ivondronan’ireo orinasa madinika sy salantsalany avy amin’io sehatra io. Nisy ny resadresaka nifanaovana tamin’ny Sekretera Jeneralin’ny federasiona PME-BTP, Berthin Andriamihaingo.
Hamaky ny tohiny