• Zoma 06 Jona 2014
Actualités.Tratra nangala-pihinana Notondrahan’ny renikeliny rano mangotraka ilay ankizivavy

Maro ny trangam-piaraha-monina amin’izao. Ankizivavy enin-taona voalaza ho tratran-drenikeliny nangala-pihinanana no may nitsovaka tarehy notondrahan’ity farany rano mangokatra ny antoandron’ny alatsinainy teo, tao Ambohitrabo Toliara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Jona 2014
Actualités.Mpampianatra FRAM Niverina nitokona indray

Niverina nitokona indray ireo mpampianatra FRAM eto amin'ny DREN Analamanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Jona 2014
Actualités.Radio Rakama ao Vohipeno Mankalaza ny faha-13 taona niorenany

Niavaka ny fankalazana ny faha-13 taona nijoroany ny Radio Rakama na Radio Diosezin’i Farafangana afak’omaly tany amin’ny diosezin’i Farafangana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Jona 2014
Actualités.Tsy aritra Kolikoly avo lenta

Nahemotra ho amin'ny zoma indray ny fe-potoana hananganana ireo vondrona parlemantera eny Tsimbazaza satria mbola sahiran-taina miady ny tombotsoany manokana ireo solombavam-bahoaka. Resy lahatra ny ankamaroan'izy ireo fa mila vola be sy fiara 4x4 tsirairay avy izy ireo fa mahatontosa ny asany.

Hamaky ny tohiny
FTT