• Sabotsy 07 Jona 2014
Actualités.Bianco Toamasina Lehibe ny vokatra azo na teo aza ny krizy

Olona niisa 131 no voarohirohy noho ny resaka kolikoly tao anatin’ny telo taona nifanesy raha tao anatin’ny Faritra Atsinanana, Analanjirofo ary Alaotra Mangoro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Jona 2014
Actualités.Trangam-piainana Zazavavy vao 14 taona dia efa telo anaka sahady

Mbola anisan’ny fomban-tany any Atsimo hatramin’izao ny faneken’ny ray aman-dreniny sasany ny zanany hanambady aloha na dia mbola tsy vonona ho reny aza, satria hono mila taranaka hitondra ny anaran-dray ny fianakaviana. Rehefa manomboka ho vory tratra ny ankizy dia efa manana tokantrano sahady. Vao teraka aza dia efa misy mitily ho vady indray andro any. Raikitra ny tera-bitro avy eo. Mitombo ny vava homana ka fahantrana lava no misy. Trangam-piaraha-monina iray ity aroso ho anao mpamaky ity. Tsy mampino hoy ianao, nefa zava-misy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Jona 2014
Actualités.Kaomisera Randriambelo Mandimbiniaina Mbolanoro Vehivavy Polisy voalohany voatendry ho Tale eo anivon’ny Polisim-pirenena

Notanterahana omaly maraina teny Antanimora ny famindram-pahefana teo amin’ny Talen’ny Fiofanana mitohy sy ny Fikarohana eo anivon’ny Polisim-pirenena (Directeur de la Formation Continue et de la Recherche).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Jona 2014
Actualités.Nampijereny “film porno” Sady naolana no norahonana ilay zazavavy kely

Simba tanteraka ity zazavavy kely, 11 taona, naolan’ny tovolahy iray mpiara-monina aminy ihany. Tranga niseho ny sabotsy tokony tamin’ny 05ora hariva tao amin’ny Cité Haras ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Jona 2014
Actualités.«1ER Salon du savoir-faire féminin» Telo andro hanehoan’ny vehivavy ny fahaizamanaony

Tanterahina etsy anoloan’ny Lapan’ny tanàna Analakely nanomboka omaly ny «Salon du Savoir faire féminin». Andiany voalohany izy ity, izay hitohy hatramin’ny rahampitso, hanehoan’ny vehivavy ny fahaizamanaony sy ny vokatry ny asan’izy ireo avy amin’ireo Faritra 22 manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
FTT