- Alarobia 11 Jona 2014
Actualités.International Crisis Group Mandrisika ny Tafika tsy hanao politika
Nandray anjara mavitrika hatrany teo amin’ny fiainam-pirenena Malagasy ny Tafika.
Hamaky ny tohinyNandray anjara mavitrika hatrany teo amin’ny fiainam-pirenena Malagasy ny Tafika.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Nitady am-badiny haka volan-jaza sy hikarakarana ny tokantranony no nivoahany ny trano, loza amin’atambo no nanjo an’i Roavavy Olivier Stanislas.
Hamaky ny tohinyZazalahy iray, fito taona, no poa-maso tsy fidiny ny sabotsy teo tokony ho tamin’ny 9 ora maraina, tao amin’ny Fokontany Andakoro Toliara, vokatry ny fipoahana tsipoapoaka nampirehetina nampidirina tao anaty tavoahangy kely.
Hamaky ny tohinyTsy azo ampiasaina intsony ireo takelaka misy ny laharan’ny fiara na «plaque d’immatriculation» tsy manara-penitra.
Hamaky ny tohinyTantara nivalona ny fifampihantsiana hifanongana teo amin’ny governemanta sy ny solombavambahoaka.
Hamaky ny tohiny