- Alakamisy 12 Jona 2014
Actualités.Mananara Avaratra Rendrika ny sambo “Bienvenue”, 9 no maty
Nitrangana loza an-dranomasina tany amin’ny fari-dranomasin’i Mananara Avaratra raha tsy nahenoana vaovao nanomboka ny alahady 08 jona teo ny sambo antsoina hoe : «Bienvenue».
Hamaky ny tohiny