- Zoma 13 Jona 2014
Actualités.LNTPB Alarobia ISO 9001 no kadoan’ny faha-60 taona
Reharehan’ny Malagasy ny fananana ny laboratoara LNTPB (Laboratoire National des Travaux Publics et du Bâtiment) etsy Alarobia Antananarivo izay ao anatin’ny fankalazana ny faha-60 taona niorenany ankehitriny (1954-2014).
Hamaky ny tohiny