• Sabotsy 14 Jona 2014
Actualités.Tsy Aritra Ny mpanavotra indray no hamono ?

Manomboka mampametra-panontaniana ankehitriny hoe : dia sanatria ve ny miaramila sy ny zandary no tafiditra ao anatina tambajotra momba ny trafikana fitaovam-piadiana eto amintsika ? Tamin’iny herinandro iny mantsy dia manamboninahitra ambony ao amin’ny 1er RFI teny Ivato no nosavaina trano sy nohadihadiana teny amin’ny zandary.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Jona 2014
Actualités.Fahantrana Manery ny ankizy hiasa

Zaza Malagasy 2 tapitrisa latsaky ny 15 taona no nandao fianarana sy voatery miasa mitady vola isan’andro, araka ny fanadihadiana farany notanterahan’ny Birao iraisam-pirenena momba ny asa niaraka tamin’ny Tahirin’ny Firenena Mikambana mikarakara ny ankizy sy ny ivontoeram-pirenena misahana ny Antontanisa eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Jona 2014
Actualités.Miarinarivo Itasy Mpisolovava nandrahona mpanao gazety

Niakatra ny feo tao amin’ny biraon’ny «groupement» zandarimariam-pirenena ao Miarinarivo Itasy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Jona 2014
Actualités.Vondrona Eoropeanina Hanome vola 310 miliara Ariary avy hatrany

Araka ny efa notaterina teto dia mitsidika antsika Atoa Andris Piebalgs tompon’andraikitra voalohany momba ny fampandrosoana ao amin’ny Vondrona Eoropeanina, izay nanapa-kevitra ny hamerina ny fiaraha-miasany amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Jona 2014
Actualités.Mpidaroka ny rainy Naleon’ilay boaikely 10 taona nitsoaka

Zazalahy kely vao 10 monja, iharan’ny herisetra nataon’ny rainy taminy no nitsoaka ny tokantranony efa ho herinandro izay.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Jona 2014
Actualités.Biby “Milles pattes” Karazany 7 vaovao hita teto Madagasikara

Tena faritra manankarena ara-javaboary tokoa i Madagasikara. Mahita zava-baovao hatrany ireo mpikaroka miasa eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
FTT