• Talata 17 Jona 2014
Actualités.Tsarahonenana-Sahanivotry Tsy ampy taona ireo jiolahy manafika

Nitrangana fanafihan-jiolahy indray tany amin’ny Kaominina Tsarahonenana Sahanivotry, Distrikan’Antsirabe II ny herinandro lasa teo ka mpivarotra tao Anoramena, Fokontany Sahanivotry no lasibatra. Raha ny fanazavana nomen’ny lehiben’ny Zandary tao Tsarahonenana Sahanivotry ny Adjidà sefo, Be Victorien dia ny zoma 06 jona no nitrangan’ity fanafihana ity ary mponina tsy lavitra azy ireo ihany no nanafika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Jona 2014
Actualités.Ankadimbahoaka Hanorin-trano ireo traboina

Tsy navelan’ny fikambanana Voarabe nandalo foana ny fanamarihana ny fetin’ny ray 2014 fa nanatanterahana hetsika hafa kely ho fanampiana ireo raim-pianakaviana traboina eny Ankadimbahoaka izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jona 2014
Actualités.Akany Lovasoa 67 ha 25 taona nifandimbiasan’ny mamy sy mangidy

Raha nobeazina maimaimpoana ireo ankizy noraisin’ny Akany Lovasoa 67 ha noforonin-dRtoa Céline Ratsiraka, 25 lasa izay, noho ny mbola nahateo amin’ny fitondrana ka nampatanjaka ny Amiraly Didier Ratsiraka vadiny, dia voatery mandoa vola 5000 Ar isam-bolana ankehitriny ireo zaza miisa 100 beazina ao noho ny fihodinan’ny tantaram-pirenena efa niaraha-nahalala.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jona 2014
Actualités.Andrian School Nanao varavarana misokatra

Kely sisa dia hifarana tanteraka ny taom-pianarana 2013-2014.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jona 2014
Actualités.Fetin’ny ray Nangina tsy nitovy tamin’ny fetin’ny reny

Nangina tamin’ny ankapobeny ny fankalazana ny fetin’ny ray tamin’ity taona 2014 ity izay nomarihina omaly alahady 15 jona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jona 2014
Actualités.Arendrina Zakan’ny fahefa-mividin’ny olona tsara ny “Vita Malagasy”

Nanomboka ny fiandohan’ny volana jona lasa teo dia efa tazana eny an-tsena ny arendrina.

Hamaky ny tohiny
FTT