• Talata 17 Jona 2014
Actualités.Fondation Telma Hanentana ara-pananahana ny tanora amin’ny SMS

Tetikasa mifototra amin’ny fanentanana ara-pahasalamana tohanan’ny vahoaka amerikanina amin’ny alalan’ny masoivohony misahana ny fampandrosoana iraisam-pirenena ny JSI/ Mahefa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Jona 2014
Actualités.Tetezan’Ambohimandroso Namboarina andro Pentekôsta

Namboarina ny alin’ny sabotsy hifoha alahadin’ny Pentekôsta 8 jona 2014 teo ny tetezan’Ambohimandroso, amin’ny lalam-pirenena faha-7.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Jona 2014
Actualités.Agence Française de Développement Hamatsy tetikasa 5 mitentina 25 tapitrisa euros

Tetikasa 5 misandrahaka amin’ny sehatra 4 samihafa no hahazo famatsiam-bola avy amin’ny Agence Française de Développement.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Jona 2014
Actualités.Fankalazana ny fetim-pirenena 26 jiona Mbola vitsy ireo tokantrano managan-tsaina ao Ambositra

Tsy ampy ve ny fanentanana ? Izany no fanontaniana mipetraka raha mahita ny fiomanan’ny Malagasy ao Ambositra hankalaza ny tsingerintaona faha-54 niverenan’ny fahaleovantenam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT