• Alakamisy 19 Jona 2014
Actualités.Polisim-pirenena Toamasina Tompon’andraikitra maromaro nafindra toerana

Tompon’andraikitra maromaro eo anivon’ny polisim-pirenena ao Toamasina no nafindra toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Jona 2014
Actualités.Depiote Nicolas Stephan Alphonse Hatao «corbillard» ao Mahajanga ny anjara fiarany ?

Efa nisy ny depiote nanolotra manontolo ny karamany hanampiana ireo sekoly fanabeazana fototra amin’ny hamatsiana ny “cantine scolaire” hanohanana ara-tsakafo ny mpianatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Jona 2014
Actualités.Fetim-pirenena Nisantatra azy ny ankizy

Niaka-dapa ny ankizy omaly, nisantatra sahady ny fankalazana ny faha-54 taona niverenan’ny fahaleovantenam-pirenena izay mifanindran-dalana amin’ny fankalazana ny iray volan’ny ankizy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Jona 2014
Actualités.Olan’ny fananantany Nilanjan’ny olona sorabaventy i Hery Rajaonarimampianina

Nifamotoana teny Anosy nanoloana ny minisiteran’ny raharaham-bahiny ny fikambanana Hafari Malagasy omaly ho fanehoana fa tena mijaly ny vahoaka Malagasy eo amin’ny resaka ady tany. Fanamarihana nentin’ny filohany Rafanomezantsoa Jean Nirina moa fa tsy tokony horafetina maimaika ny lalàna momba ny fananantany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Jona 2014
Actualités.Trafikana “bois de rose” Tsy nasian’i Hery Rajaonarimampianina resaka

Tranga roa samy tsy azo ambaniana ny tsy fandriampahalemana sy ny trafikana “bois de rose” any amin’iny Distrikan’i Tôlagnaro iny.

Hamaky ny tohiny
FTT