• Zoma 20 Jona 2014
Actualités.Tsirin-kevitra Tia tanindrazana Madagasikara sy ny solika

Efa an-taonany maro no nahenoantsika fa manana solika i Madagasikara. Efa hatramin’ny taona 80 no efa nisy hira noforonin’ny tarika kalaza iray momba azy io, nefa ankehitriny, 30 taona aty aoriana, tsy mbola nisy nahazoantsika vokatra izany, afa tsy ilay fanandramana kely atao miaraka amin’ny orinasa JIRAMA angamba hatreto.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Jona 2014
Actualités.Salon Malagasy de la Solidarité Internationale Entina hampahafantarana ny rehetra ny asan'ny ONG sy ny fiarahamonim-pirenena

Hifarana anio zoma 20 jona rehefa naharitra roa andro ilay «Salon Malagasy de la Solidarité Internationale» karakarain'ny sekoly ambony IEP (Instituit d'Etude Politique) etsy amin'ny Lapan'ny tanàna Analakely.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Jona 2014
Actualités.Harena ankibon’ny tany Ankafizin’ny Sinoa ny vato eto amintsika

Nanomboka omaly ilay hetsika, «Salon International des Mines, des Hydrocarbures, et des Equipements». Eny amin’ny Centre de Conférence Internationale Ivato no hananterahina izany hatramin’ny rahampitso. Handraisana ireo mpisehatra rehetra momba ny fitrandrahana eto amintsika moa ity hetsika ity. Tsy mijanona ho an’ny mpandray anjara malagasy ihany anefa, fa mivelatra hatrany ivelany mihitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Jona 2014
Actualités.Ravaonoronjanahary Ando Tiaray Hiantsa ny “Fitiavana kaloina”

Lohahevitra nosafidian’i Nanando na Ravaonoronjanahary Ando Tiaray izay hankalaza ny faha-15 taona nanoratany tononkalo ny “Fitiavana kaloina”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Jona 2014
Actualités.Manjakandriana – Merikanjaka Natomboka ny asa fanamboarana ny lalana RIP 67

Satria tsy tafiditra ao anatin’ny fandaharan’asan’ny fanjakana ny fanamboarana ny lalana mamakivaky ny Kaominin’i Manjakandriana, Alarobia Ambatomanga, Miadanandriana, Ambohitrandriamanitra, Merikanjaka, dia noraisin’ny zanaka ampielezana an-tanana ny fanamboarana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Jona 2014
Actualités.Fetim-pirenena 26 jona Hamelona indray ny fanantenana ao am-pon'ny Malagasy

Anisan'ny tompon'andraikitra feno amin'ny fikarakarana ny fankalazana Fetin'ny 26 jona ny governemanta iray manontolo.

Hamaky ny tohiny
FTT