• Sabotsy 21 Jona 2014
Actualités.Digue Andohatapenaka Nahitana lehilahy maty feno ratra

Nahitana lehilahy maty feno ratra omaly antoandro teny amin'ny Somagel Andohatapenaka, lalana mihazo an'Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Jona 2014
Actualités.Hantatiana Nanatontosa seho ara-pilazantsara in-droa miantoana tany Canada

Nanatanteraka fampisehoana ara-pilazantsara in-droa miantoana tany Canada ny tarika ny herinandro lasa teo, ka tao Québec ny alin’ny zoma 13 jona ary tao Montréal ny sabotsy alina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Jona 2014
Actualités.Seranan-tsambon’i Toamasina Vonona amin’ny fifaninanana

Notokanana omaly zoma 20 jona ireo asa fanitarana hiatrehan’ny seranan-tsambon’i Toamasina ny fifaninanana aty amin’ny ranomasimbe Indiana sy Afrika, tafiditra amin’ny “Tetikasa 2035”, araka ny nambaran’Atoa Avellin Christian Eddy, Tale jeneralin’ny SPAT.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Jona 2014
Actualités.CUA sy ny Mpivarotra amoron-dalana Mihenjan-droa ny tady

Nisavorovoro teo Anakely omaly. Manohitra ny fandaminana ataon'ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ireo mpivarotra amoron-dalana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Jona 2014
Actualités.Ady amin’ny fikorontanan-tsaina Mankalaza ny faha herintaonany ny CPDSM ao Ambositra

Herintaona katroka izao no nisokafan’ilay trano be hiahiana ny fahasalaman’ny saina ao amin’ny Faritra Amoron’i Mania.

Hamaky ny tohiny
FTT