• Talata 24 Jona 2014
Actualités.Fianarana teny anglisy Mpianatra malagasy miisa 64 nahazo vatsim-pianarana

Mpianatra tanora Malagasy eny amin’ny Lycée miisa 64 no nahazo vatsim-pianarana avy amin’ny Masoivoho Amerikanina ka hianatra teny anglisy amin’ny alalan’ny fandaharanasa “English Access Microscholarship” eny amin’ny English Teaching Program (ETP).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Jona 2014
Actualités.Rakotomamonjy Jean Max Nokianin’Ambohitsorohitra

Vaovao anisan’ny nampisahotaka ny besinimaro omaly ny fandrenesana avy amin’ny filohan’ny Antenimieram-pirenena Malagasy Rakotomamonjy Jean Max fa takian’ny Tahirimbola Iraisam-pirenena ( FMI) ny fanenana ny sandan’ny Ariary.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Jona 2014
Actualités.Vehivavy mananontena Mahatratra 245 tapitrisa maneran-tany

Mahatratra 245 tapitrisa amin’izao fotoana izao ny isan’ireo vehivavy mananontena maneran-tany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Jona 2014
Actualités.Iavoloha Niaka-dapa ny mpianatry ny Providence Amparibe

Mpianatra amin’ny kilasy 9ème hatramin’ny 7ème miisa 300 avy amin’ny sekolin-dry masera Providence etsy Amparibe no niaka-dapa teny Iavoloha omaly, vahin’ny vadin’ny filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Jona 2014
Actualités.Mpivarotra amoron-dalana Omen’ny CUA telo andro hialan’izy ireo

Telo andro manomboka anio talata 24 jona sisa no fotoana hahafahan’ireo mpivarotra amoron-dalana rehetra eto an-drenivohitra mijanona amin’ny toerany, raha ny fanapahan-kevitra noraisin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Jona 2014
Actualités.Ambohimangakely Maizina ny tanàna

Efa zary nofy sisa ilay Ambohimangakely mirehitra jiro fahiny tamin’ny alalan’ireo takamoa teny amin’ireo andrin-jiro manerana ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
FTT