• Alarobia 25 Jona 2014
Actualités.Fitaterana Atsimondrano Najoro ny mpanara-maso ho fampiharana ny "bokin'andraikitra"

Gaboraraka ny fitaterana teny Atsimondrano nandritra ny dimy taona, hoy ny lehiben’ny Kaoperativa Cotrasmar fitaterana Atsimondrano noho ny tsy fahavitan'ny minisitera namoaka ny ny bokin'andraikitra na « cahier de charge ».

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Jona 2014
Actualités.Antsirabe Mitobaka ny toaka

Efa miaina volon’andro fety tanteraka ny renivohitr’i Vakinankaratra amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Jona 2014
Actualités.CHU Ambohimiandra Notoloran'ny minisiteran'ny mponina fanampiana ireo ankizy tsaboina ao

Ankizy 18 isa manaraka fitsaboana ao amin'ny hopitaly CHU Ambohimiandra no indray notoloran'ny minisiteran'ny mponina sy ny asa sosialy fanampiana toy ny kilalao, vary, rononomandry amin'ny boaty, tsiasisa ...

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Jona 2014
Actualités.Fankalazana ny 26 jona Nahazo fanasana omaly ary nanaiky i Marc Ravalomanana

Mihazakazaka ny toe-draharaha. Inona no hitranga ato anatin’ny 48 ora higadonan’ny fetim-pirenena 26 jona ? Araka ny vaovao farany voaray mantsy dia fantatra fa nahazo fanasana hanatrika ny matso eny Mahamasina sy fiaraha-mikorana eny Iavoloha amin’ny 26 jona ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana. Tonga teny Faravohitra omaly alatsinainy 23 jona ny fanasana ho azy ary nanaiky tsy misy fandavana izany i Dada. Dia samy miandry ampahatoniana ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Jona 2014
Actualités.Itaosy Hopitaly Namono olona indray ny taksibe

Ratsy fiandoha ny herinandro ho an’ity taksibe iray ao amin’ny Zotra A mampitohy an’i Tsaralalana amin’i Itaosy Hopitaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Jona 2014
Actualités.Fikambanana Ambalambahoaka Hiaro ny asa fanaovam-bilany ao Ambatolampy

Tafatsanga ary voatokana ofisialy omaly alatsinainy 23 jona ny rantsan’ny fikambanana Ambalambahoaka any Ambatolampy Vakinankaratra tarihan’ny pasitera Andriamampianina

Hamaky ny tohiny
FTT