• Zoma 27 Jona 2014
Actualités.Sri lanka Nodinihina ny fampodiana ireo andramena

Noraisin’ny Minisitry ny varotra sy fanjifana Malagasy Rafidimanana Narson teny amin’ny biraony Ambohidahy ny kaonsila malagasy any Sri lanka Atoa Mahipala ny alarobia 25 jona lasa teo. Noresahan’ny 2 tonta ny fomba rehetra ampitomboana ny fanondranantsika entana any amin’ity firenena karana ity

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Jona 2014
Actualités.Foloalindahy Nahazo fanamiana vaovao

Vaovao avokoa ny fanamiana nentin’ny foloalindahy niatrika ny matso teny Mahamasina omaly 26 jona, fanomezana avy any amin’ny filoham-pirenena .....

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Jona 2014
Actualités.Tsaramasay Zazarano nisy nanary teny amin’ny fako

Zazarano mbola nisy tadim-poitra no nisy nanary tao anaty fako teny Tsaramasay amin’ny moron’ny lakandranon’Andriantany omaly maraina. Ny mpandalo no nahita ny vata mangatsiakan’ity zaza ity

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Jona 2014
Actualités.Tale jeneralin’ny Galana “Mitatao ny loza noho ny halatra solika…”

Mbola mitana ny sain’ny maro ao Toamasina, ilay tranga na halatra solika nahafaty tovolahy 3 sy hitsaboana ireo 4 ambiny izay sady may sy voapoizin’ny solika nangalariny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Jona 2014
Actualités.Ravelojaona Andry La Pie Hanome rano tsy andoavam-bola 5 andro ny vahoaka eny Manarintsoa hatreny Andohatapenaka

Noho ny fahatongavan’ny fetim-pirenena sy araka ny dinika nifanaovana tamin’ny fokonolona isan-tsokajiny omaly talata dia tapaka fa hanolotra rano tsy aloa vola antsakaina amin’ny paompim-bahoaka ho an’ny mponina amin’ny fokontany maromaro ao amin’ny Boriborintany voalohany eto an-drenivohitra manomboka anio alarobia 25 jona ka hatramin’ny alahady 29 jona 2014 Atoa Ravelojaona Andry La Pie mivady.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Jona 2014
Actualités.Raharaha zava-mahadomelina - Nosy Be Nahazo fahafahana vonjimaika ilay vazaha vavy

Pilina miisa 5 350 izay zava-mahadomelina antsoina hoe RIVOTRIL no tratra teny amina mpandeha iray, vehivavy teratany renioney saika hiondrana atsy amin’ny nosy La Réunion, niala tao amin’ny seranam-piaramanidina Nosy Be ny Alahady 22 jona 2014 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT