• Sabotsy 28 Jona 2014
Actualités.Ambatomirahavavy Nahazo borigady sy siniben-drano

Nahazo fotodrafitrasa 2 goavana ny Kaominina Ambatomirahavavy, distrikan’Arivonimamo dia trano fiasan’ny tobim-paritra sy siniben-drano. Ny minisiteram-panjakana miadidy ny fotodrafitrasa ny fampitaovana ary ny fanajariana ny tany no namatsy ara-bola ireo fotodraftrasa roa ireo izay ka mitentina 75 tapitrisa ariary no nanamboarana ny tobim-paritry ny zandary....

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Jona 2014
Actualités.Antanimasaja- Mahajanga Basy sy bala fito saika hamidy tao Anjiajia

Basy PA victoria iray sy bala miisa fito, finday dimy, dictaphone ary antsipika no saron’ny mpitandro ny filaminana tao amin’ny fokontany Antanimasaja ny alarobia lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Jona 2014
Actualités.Hatrefindrazana Jerry Tsy vahaolana ny hetsika « opération coup d’arrêt »

Lohahevitra maromaro no nentin’ingahy Hatrefindrazana Jerry, solombavambahoaka voafidy tany amin’ny distrikan’i Tolagnaro ny faran’ny herinandro teo. Nambarany fa raha tiana hisy marina ny fandriampahalemana dia ny fampihavanana ireo samy mponina mpiray tanàna, ary ny fampiharana ny dina iraisana ary eken’ny rehetra no vahaolana mahomby....

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Jona 2014
Actualités.IVO Antohomadinika Rongony 50 kg no tratra, olona 36 no voasambotra

Tafiditra tao anatin’ny fitandroana ny filaminana noho ny fetin’ny 26 jona dia nisy hetsika manokana notarihan’ny Tale jeneralin’ny Polisim-pirenena, ny Contrôleur Général de Police Andriamampionona Jean Rolland ny harivan’ny Alarobia, 25 Juin 2014.....

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Jona 2014
Actualités.26 jona Magro Behoririka Ny kaomisiona politika no tompo-marika

Nifamotoana tokoa tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly, araka ny nifanarahana, ireo mpitolona mpitaky ny ara-dalàna miandry ny fahatongavan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana na i Dada araka ny fiantson’ireo zanany azy hatramin’ny taona 2009

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Jona 2014
Actualités.26 Jona nihosin-dra 2 maty, 27 naratra mafy

Roa no maty, zazalahy iray sy ramatoa efa lehibe iray, 27 kosa no naratra mafy vokatry ny fifanosehana nitarika ny faharavan’ny vavahady teny amin’ny kianjaben’i Mahamasina omaly hariva nandritra ny podium goavana...

Hamaky ny tohiny
FTT