• Alakamisy 03 Jolay 2014
Actualités.Hain-trano tany Maharidaza Ambatondrazaka Olona 30 tsy manan-kialofana

Hain-trano tany Maharidaza Ambatondrazaka Olona 30 tsy manan-kialofana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Jolay 2014
Actualités.FOFIFA 40 taona Nahavita fanafody famonoam-balala

Feno 40 taona amin’ity taona ity ny FOFIFA na ny FOibem-pirenena momba ny FIkarohana ampiharina amin’ny Fampandrosoana ny eny Ambanivohitra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Jolay 2014
Actualités.Fananan-tany Atody miady amam-bato ny vahoaka madinika

Anisan’ny noresahana ihany koa tao Mahazoarivo nandritra ny filankevitry ny governemanta ny fandrafetana ny kaomisiona manokana manadihady ny olan’ny fananantany eto Madagasikara na(commission d’enquete parlementaire)......

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Jolay 2014
Actualités.Antsiranana “Mahatratra 25 000 ny tsy an’asa”, hoy ny depiote Mahazoasy

Tsy azo hamaritana n’inona n’inona ny amin’ny hoe fiverenan’ny resaka « Foroche » any amin’ny Faritr’i DIANA indray, hoy ny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena Mahazoasy Mananjara Freddie Richard omaly teny Tsimbazaza, satria efa tranga niverimberina hatramin’ny fitantanan’ny Repoblika faha-3 izy io ka mbola mitohy hatramin’izao......

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Jolay 2014
Actualités.Mihetsiketsika ny minisitra Jules Etienne Efa an-dalana ny fanokafana ny Tiko

Hitsidika orinasa roa ao Antsirabe anio ny Dr Jules Etienne Rolland, minisitry ny Indostria sy ny fampandrosoana ny sehatra tsy miankina, ka ny COTONA sy ny TIKO no hojereny. Efa nampanantena ity minisitra ity raha nihaona tamin’ny solombavambahoaka teny Tsimbazaza ny 17 jona lasa teo fa tsy maintsy karohana ny fomba hanokafana sy hanohanana ny orinasa Malagasy............

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Jolay 2014
Actualités.Fitaterana Ny minisitera indray no manakorontana

Tsy vitsy ireo olona mitaraina noho ny tsy fanarahan-dalàna ataon'ny mpitatitra eto amintsika. Saika hita manerana ny kaoperativa rehetra izany. Anisan'ny tena hita sy mampikolay ny maro ny fihodinan'ny taksibe an-dalana, ny fanariana mpandeha, ny fakana ...

Hamaky ny tohiny
FTT