• Zoma 04 Jolay 2014
Actualités.Vakinankaratra Miray petsapetsa ny mpitandro filaminana sy ny dahalo

Hafahafa indray ny resaka re ao amin’ny Faritra Vakinankaratra fa toa hanaovana fanadihadiana manokana mihitsy iny faritra andrefana iny noho ny lafiny tsy fandriampahalemana...

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Jolay 2014
Actualités.MPIAMBINA MAGRO MAHAJANGA Maty nisy namono tamin’ny fomba feno habibiana

Ny alarobia alina teo no nisy namono ny mpiambina ny Magro Mahajanga. Raha ny fitantaran’ireo olona manodidina dia nisy olona nanary fako teo amin’ny faritra misy ny toerana fivorian’ny zanak’i Dada ao Mahajanga ity ny alin’ny alarobia......

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Jolay 2014
Actualités.Mpianatra malagasy any Sina Voaroaka amin’ny trano fonenany, tsy manan-kialofana intsony

Noho ny tsy fandoavan’ny fitondram-panjakana ny vatsim-pianaran’ireo mpianatra Malagasy mandranto fianarana any Sina dia tsy te hahalala intsony ny filohan’ny oniversite any an-toerana toy ny ao Wuda Wuhan izay misy ireo mpianatra Malagasy miisa 18 fa nandray fepetra avy hatrany......

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Jolay 2014
Actualités.Oniversiten’Antananarivo Omena lanja manokana ny voka-pikarohana

Notanterahina omaly alakamisy 3 jolay teny amin’ny oniversiten’Antananarivo ilay hetsika « salon de la recherche au service du secteur économique et de l’emploi » izay nokarakarain’ny vondron’ny mpandraharaha tsy miankina ( FIVPAMA) sy ny birao iraisam-pirenena momba ny asa (BIT).....

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Jolay 2014
Actualités.Tovovavy nanjavona tamin’ny pentekosta Vatana efa rotiky ny amboa no hita

Mampivarahontsana ny nahita ilay vatana mangatsiaka efa rotidrotiky ny amboa, 500 m miala ny tanàna honenan’io tovovavy io ny faran’ny herinandro teo...

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Jolay 2014
Actualités.Polisim-pirenena Nomen’ny Sinoa Talkie Walkie 30

Nahazo fitaovam-pifandraisana vaovao ny Polisim-pirenena, Téléphone 4G marika Huawei (Talkie-walkie) miisa 30 avy amin’ny orinasa Sinoa Huawei Madagascar.....

Hamaky ny tohiny
FTT