• Alatsinainy 07 Jolay 2014
Actualités.Distrikan’i Fandriana Nahazo hopitaly misy fandidiana !

Tontosa tao Fandriana ny zoma 04 jolay lasa teo ny fandraisana sy fitokanana tamin’ny fomba ofisialy ny CHRD II na ny Centre Hospitalier de Référence de District niveau II

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Jolay 2014
Actualités.Fanondranana andramena an-tsokosoko Mahay miala bala ny mpitondra mahefa

Mizarazara ihany aloha ny hevitry ny olona momba ny tokony hitsarana ny mpitondra fanjakana tao anatin’izay 5 volana mahery nipetrahany teo izay.....

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Jolay 2014
Actualités.Hetram-panjakana Velona ny fampitahorana !

Tsy misomonga mihitsy Rafanjakana mitaky ny hetra amin’ny vahoaka tsy mandady harona. Na mpitatitra io na mpivarotra na koa ireo sehatra maro hafa havokavoky ny kitapom-bolam-panjakana anatiny....

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Jolay 2014
Actualités.ISTA Ambositra Namoaka mpianatra 50 hiatrik’asa avy hatrany !

Notanterahina tao amin’ny ISTA Ambositra ny sabotsy 05 jolay lasa teo ny famoahana tamin’ny fomba ofisialy ny mpianatra andiany voalohany mitondra ny anarana hoe «FIRST». Noraisina tamin’io fotoana io koa ireo mpianatra andiany faha-4 (SUR) sy ny fahadimy (ELITE), mpianatra navoakan’ny ISTA na Institut Supérieur de Technologie d’Ambositra voalohany....

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Jolay 2014
Actualités.Tsy Aritra Mba tonga saina amin'izay e !

Mazava izao fa tsy mbola zakantsika mihitsy ny Afrikanina eo amin'ny resaka fanatanjahantena, fa na baolina kitra io na rugby dia mitondra faisana ny ekipam-pirenena Malagasy vantany vao mifanena amin'ny Afrikanina....

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Jolay 2014
Actualités.Fodian-dRavalomanana I Kolo ihany no Beriziky

Tsy mbola laharam-pahamehana ny fodian’ny filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana, hoy ny praiminisitra Kolo Roger ny alakamisy lasa teo raha nitafa fohy tamin’ny mpanao gazety izy. Dia efa voavaly sahady izany ny fitakian’ny Amerikanina ny amin’ny fampiharana ilay andininy faha-20 ao amin’ny tondrozotra, hahafahan’ireo sesitany politika miverina an-tanindrazana tsy misy fepetra. Mitovy amin’ny fomba firesaky ny praiminisitry ny marimaritra iraisana Jean Omer Beriziky ihany ny an’i Dr Kolo Roger momba ity fodian’ny sesitany politika ity. Raha vantany vao voatendry praiminisitra izy mirahalahy ireto dia nilaza fa izao vao handray ny asa ka aleo dinihana tsara aloha ity raharaha ity......

Hamaky ny tohiny
FTT