• Talata 08 Jolay 2014
Actualités.Fodian-dRavalomanana Miankina amin’i Hery Rajaonarimampianina

Raha vao miresaka lalana, hoy Raobelina Rafenomanjato tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly, dia Ravalomanana izay no ao an-tsaina satria izy no nahavita lalana be indrindra tamin’ireo mpitondra an’i Madagasikara nifandimby.....

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Jolay 2014
Actualités.Sakoroka tao Antsapanimahazo Natao hazalambo ireo “mpikomy” : 20 no tratra, anisan’izany ny Ben’ny tanàna !

Natao hazalambo ireo vahoaka tondroina ho mpikomy, taorian’ny sakoroka niseho tao Antsapanimahazo, Kaominina Antsoatany, Distrikan’Antsirabe faharoa ny alahady 06 jolay 2014 lasa teo. 20 mahery no efa voasambotra, ka anisan’izany ny Ben’ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Jolay 2014
Actualités.Noheverin’ny dahalo ho nitondra volabe Voatafika ny fiaran’ny Jirama

Marisarisa tato ho ato na an-tanàn-dehibe na ambanivohitra ny fandriampahalemana any amin’ny Faritra Atsimo Andrefana, indrindra ny resaka fanafihana mitam-piadiana sy fanakanan-dalana.....

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Jolay 2014
Actualités.Antsalova Ny Dinan’i Foara : raikitra ihany !

Hisaorana ny mpitondra mba mihaino anay solombavambahoaka ihany, hoy ny depiote Ramarolahy Maurice ka nandefa iraka manokana nijery ny zava-misy marina tany Antsalova (Melaky) ary dia tonga tany an-toerana mihitsy moa ny praminisitra ......

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Jolay 2014
Actualités.Antsiranana Nahazo foibe vaovao fitehirizan-dra

Vita ary notokanana ny sabotsy teo ny Foibe fitehirizan-dra ao Antsiranana....

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Jolay 2014
Actualités.Ambatofinandrahana sy Fandriana Olona 200 mahery voakarakaran’ny CNaPS

Mitohy hatrany ny fitetezam-paritra ataon’ny CNaPS amin’ny alalan’ny CNaPS mitety vohitra. Tao Ambatofinandrahana dia samy nanambara na ny manampahefana na ny olon-tsotra sy mpiasa tany an-toerana fa tena manamaivana ny fahasahiranana ....

Hamaky ny tohiny
FTT