• Alakamisy 10 Jolay 2014
Mpiloka.Mondial Nivoaka ny antsy sy vely tavoahangy : nandriaka ny rà

Niafara tamin’ny fifamonoana sy ra nandriaka ny lalao manasa-dalana voalohany amin’ny fiadiana ny tompondaka eran-tany nihaonan’ny ekipam-pirenena Breziliana sy Alemaina afak’omaly alina tany Toliara, ka nandresen-dry Rainiboto 7 no ho 1 ny Breziliana mpampiantrano

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Jolay 2014
Actualités.Fahaizana informatika Sehatra tadiavin’ny asa tokoa amin’izao fotoana

Notanterahina omaly tetsy amin’ny oniversite ITU andoharanofotsy ny famelabelaran-kevitra mahakasika ny fandrantoana fianarana any Etazonia. Ireo mpandrindra rejionaly avy ao amin’ny ambasady amerikanina momba ity programa ity no tonga nanatanteraka izany teny an-toerana notarihin’i Clara L.Priester..........

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Jolay 2014
Actualités.Tarika Mahaleo Hiaka-tsehatra hanampiana an’i Nono

Efa voaatitra soa aman-tsara ilay vola 3.789.600 Ariary voangona tamin’ilay hetsika tolo-tanana ho fanampiana an’i Nono izay mila fanampiana noho ny aretina mahazo azy, araka ny tatitra nataon’i Dama sy Dadah omaly teny Ankorondrano

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Jolay 2014
Actualités.Hain-trano nahatsiravina 3 mirahavavy be izao niara-rotiky ny afo

Nitrangana hain-trano nahatsiravina teny Tsaramasay Ankazomanga omaly vao mangiran-dratsy tokony ho tamin’ny 3 ora sy sasany maraina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Jolay 2014
Actualités.Leo, dia niala ny DG- ny Air Madagascar Nanao be fiavy avy hatrany ao amin’ny C.A ny HVM

Mandalo fotoan-tsarotra ny kaompaniam-pitaterana nasionaly Air Madagascar. Nametra-pialana omaly ny tale jeneraly sady mpanamory Hugues Ratsiferana rehefa nitana io andraikitra io nanomboka ny 08 jolay 2011, fony mbola tetezamita.......

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Jolay 2014
Actualités.Minisiteran’ny fiarovam-pirenena Misokatra ny fifaninanana hidirana ho manamboninahitra

Misokatra ny fifaninanana hidirana ho manamboninahitra eo anivon’ny tafika malagasy......

Hamaky ny tohiny
FTT