• Sabotsy 12 Jolay 2014
Actualités.Mitazam-potsiny nefa… Mpiazo ny zon’olombelona

Vokatry ny krizy sa inona fa tena ahitana olona adala ao Soanierana Ivongo ao, ary misy tena mamono......

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Jolay 2014
Actualités.Faritra Alaotra Tonga any an-toerana ireo miaramila hampandry tany

Miaramila andiany faharoa ireto tonga any Alaotra ireto, izay hanohy indray ny asa ho fampandriana fahalemana ny Distrika roa dia Amparafaravola sy Ambatondrazaka......

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Jolay 2014
Actualités.Mpandroaka omby maty nisy namono Ny namany ihany no nahavanon-doza

Mpandroaka omby 8 lahy niainga tany Maintirano sy Tsiroanomandidy saika ho any Mananjary sy Manakara no nifamono rehefa tonga tao Ranomainty Vohibe, Kaominina Tsarazaza

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Jolay 2014
Actualités.Ambohitrimanjaka Hanana “Lapa Mozika”

“Lapa Mozika”, no anarana nasalotr’i Sylvain Pascal Rakotondrazaka “Voahary”, izay mpahay mozika sy mpiangaly izany ny Akany iray mijoalajoala tokoa ary ahitana efitra maromaro toy ny fandraisam-peo.......

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Jolay 2014
Actualités.Tsenan’Andravoahangy Mpanendaka saika niharan’ny fitsaram-bahoka

Efa matetika loatra ny trangana fanendahana amin’iny toerana iny raha ny nambaran’ireo mpivarotra manodidina ny tsena. Anisan’ny tsy mamparisika ny olona hiantsena amin’iny toerana iny ny fisian’ireo mpanao sinto-mahery ireo ka aleo izahay hanala ny fonay. Izany no anisan’ny re teny an-toerana vao tratra ity tovolahy ity....

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Jolay 2014
Actualités.Andro iraisam-pirenena ho an’ny mponina Omen-danja ny tanora sy ny tantsaha ao Amoron’i Mania

Ankalazaina anio zoma 11 jolay ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny mponina. Tsy latsa-danja fa manamarika izany ny ao Amoron’i Mania ka atrikasa andinihana sy hifanakalozan-kevitra no endrika hanamarihana izany

Hamaky ny tohiny
FTT