• Talata 15 Jolay 2014
Actualités.TAPATAPANY

Nanolotra solosaina ho an’ny Kaominin’i Fianarantsoa ny Madvision omaly. Nisaotra ny tolotanana nataon'ity ivontoerana ity ramatoa PDS ary nisaotra azy ireo amin’ny ezaka vitan'ny Madvision nandritra ny 10 taona nijoroany tamin’ny fanabeazana ny tanora hahay mikirakira ny solosaina. Nampanantena sy naneho fahavononana ny tenany fa hanamafy ny fiaraha-miasa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Jolay 2014
Actualités.Akon’ny Mondial 2014 Nivadika ny tantara Noloaran-dry Rainiboto ny amboara

Tompondaka ny Alemana. Nitsimbadika ny tantara. Ry zareo National Manshafft no ekipa eoropeana voalohany nandrombaka amboara tany Amerika latina. Na izany aza dia tany amin’ny fanalavam-potoana vao hita ny tompondaka eran-tany vaovao omaly tany Maracana Brezila dia ry Rainiboto (Alemana) nandresy an-dry Messi (Arzantina) tamin’ny isa 1 no ho 0. ....

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Jolay 2014
Actualités.Arrachard Antsiranana Niesona indray ny mpandehan’ny AIR MAD

Nihitsoka tao amin’ny seranam-piaramanidina Arrachard Mahajanga ny mpandehan’ny zotra MD 0317 an’ny orinasam-pitaterana ana habakabaka malagasy Air Madagascar, tokony hihazo an’Antananarivo omaly alahady tamin’ny 12 ora sy 20 minitra. Efa tonga tao Arrachard ny rehetra vao nilazana fa foana izany sidina izany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Jolay 2014
Actualités.Mpitolon’ny Magro Namoy tia tanindrazana

Nodimandry ny alin’ny zoma hifoha ny sabotsy teo i "Bebe sono". Izy dia mpitolona tsotra resy lahatra teny amin'ny Kianjan'ny Magro......

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Jolay 2014
Actualités.CEPE 2014 Vokatra toy inona no hivoaka eo ?

Rahampitso talata 15 jolay 2014 no hanatanterahana ny fanadinam-panjakana ofisialy voalohany eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara na ny CEPE. 1% latsaka kely ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Jolay 2014
Actualités.Antanifotsy Vakinankaratra Mpangalatra omby saika niharan’ny fitsaram-bahoaka

Nisy omby iray very tao Antanifotsy Vakinankaratra ny alin’ny zoma 11 jolay teo. Niantso ny Polisy avy ao amin’ny kaomisarian’ny polisy Antanifotsy ny Fokonolona ka raikitra ny fanenjehana ireo mpangalatra

Hamaky ny tohiny
FTT