• Alakamisy 17 Jolay 2014
Actualités.Tambajotram-pifandraisana Feno halatra ka mila arahina akaiky

Feno halatra ny tambajotram-pifandraisana eto amintsika, hoy ny fikambanana mpiaro ny zon’ny mpanjifa na ny RNDC tarihin-dRabetsara Lita.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Jolay 2014
Actualités.Port-Bergé Feno trakta mandrahona ny mpiavy

Miparitaka ao an-tanànan’i Port-Bergé hatry ny omaly ny trakta mandrahona ireo mpiavy. Tondroin’ny mpanoratra tsy mitonona anarana hozarain’ny Ben’ny tanàna

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Jolay 2014
Actualités.Trangam-piainana Sady mianatra no mivaro-tena

Mafy tokoa ny te ho tafita ka mitady ny fomba rehetra hahatanteraka izany. Tovovavy mipetraka irery i N.R, ary taona fahefatra amin’ny lalam-piofanana teny vahiny amin’ny sekoly ambony iray eto Antananarivo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Jolay 2014
Actualités.Gidragidra teny Vontovorona Nitifitra ny Emmo reg : 4 naratra, 1 voasambotra

Miditra amin’ny andro fahatelo ny fitokonan’ny mpianatra eny amin’ny Polyteknika Vontovorona amin’ity anio ity

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Jolay 2014
Actualités.Robin Nanala CEPE eo amin’ny faha-42 taonany

Tao anatin’ny erika manify no niatrehan’ireo mpiadina CEPE ny fanadinana tao an-drenivohitry ny Faritra Alaotra Mangoro

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Jolay 2014
Actualités.Fanadinana CEPE Nilamina tamin’ny ankapobeny

Tontosa omaly ny fanadinana ara-panjakana voalohany teto Madagasikara tamin’ity taona ity , dia ny CEPE izany . Amin’ny ankapobeny dia nizotra an-tsakany sy an-davany ny fanadinana tamin’ny anakpobeny . Ny indro kelin’ny mpandrafitra anefa dia tsy maintsy misy foana tahaka ny fahita isan-taona....

Hamaky ny tohiny
FTT