- Alakamisy 17 Jolay 2014
Actualités.Filankevitra ambonin’ny mpitsara Hifidy ireo solontenany roa ao amin’ny HCC
Hotanterahina rahampitso zoma 18 jolay ny fifidianana ireo solontena roan’ny Filankevitra ambonin’ny mpitsara (CSM) ao amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na HCC. Manana hatramin’ny anio amin’ny fiafaran’ny tolakandro ireo te hirotsaka ho kandida hametrahany ny dosieny eo anivon’ny fitraketan’ny CSM Tsaralalana
Hamaky ny tohiny