- Sabotsy 19 Jolay 2014
Actualités.AZA NY RATSY NO ALAIN-TAHAKA (IIJaona 1 : 11)
Ho famaranana ity lahatsoratra momba ny Fivavahana sy ny fampandrosoana ity dia nofidiana manokana io lohahevitra io noho ireto antony ireto.
Hamaky ny tohinyHo famaranana ity lahatsoratra momba ny Fivavahana sy ny fampandrosoana ity dia nofidiana manokana io lohahevitra io noho ireto antony ireto.
Hamaky ny tohinyVono olona mahatsiravina ! Nisy fiara 4x4 Mazda BT50 double cabine miloko volombatolalaka, fitaratra mainty, mitondra laharana avy any Fianarantsoa, hitan’ny olona nijanona teny amoron-dalan’Ambatonosy, sisintany mampisaraka ny Kaominina Ambohimangakely sy Ankadikely Ilafy nanomboka ny alarobia tokony ho tamin’ny efatra ora tolakandro
Hamaky ny tohinyManao tohivakana ny famaranana ny hetsika “Dance 261” miady amin’ny paraky sy sigara karakarain’ny Earing Madagascar sy ny Ong Ny Sahy
Hamaky ny tohinyEfa nahazo ny ampaham-bolany ireo mpanjifa ny banky BICM sasany, nanao hetsika mba hamerenana ny volan'izy ireo taorian'ny nanakatonana ity banky ity, roa volana lasa izay.
Hamaky ny tohinyNanao fihaonana an-tampony tany Fortaleza Brezila ireo filoham-pirenena dimy mandrafitra ny BRICS (Brezila, Rosia, India, Chine ary Afrika Atsimo) ny talata sy alarobia teo
Hamaky ny tohinyTsy tongatonga ho azy ny safidy an’i Côte d’Ivoire fa noho ny tanjaka ara-toekaren’ity firenena ity, nahavita nampitombo ny harinkareny hatrany amin’ny 10% tato anatin’ny telo taona. Anisan’ireo firenena manana maodely ara-toekarena fakan-tahaka aty Afrika i Côte d’Ivoire ankehitriny. Etsy an-kilany, ireharehan-dry zareo Frantsay fatratra ny fananany orinasa 200 miampy orinasa madinika sy salantsalany (PME) manodidina ny 400 tantanan’ny teratany frantsay any Côte d’Ivoire, namorona asa 35 000 ary miantoka ny 50%-n’ny hetra miditra ao amin’ny kitapom-bola ivorianina, hanehoany fa izy no mifehy ara-toekarena ity firenena ity. Tsy lavitr’izany ny eto Madagasikara ka tokony hanaitra ny hambom-pon’ny Malagasy tia tanindrazana.
Hamaky ny tohiny