• Sabotsy 19 Jolay 2014
Actualités.Polytech Vontovorona Sarotra tanterahana ny fitakiana

Ny fitakian’ny mpianatra hampakatra 100% ny vatsim-pianarana tsy nahazo fahafahampo, ny fianarana tapaka nandritra ny herinandro

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Jolay 2014
Actualités.Radio des Jeunes Feno 11 taona anio

Feno 11 taona katroka anio sabotsy 19 Jolay ny Radio des Jeunes na « RDJ ». Hiavaka tsy toy ny mahazatra ny fandaharana anio satria dia hiompana amin’ny fampandraisana anjara ny mpihaino ny ankamaroan’ny fotoana

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Jolay 2014
Actualités.Ambatondrazaka Raim-pianakaviana namono tena noho ny fahadisoam-panantenana

Mafonja tamin’ity raim-pianakaviana iray any Ambatondrazaka ny namoizany ny vadiny izay mitondra vohoka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Jolay 2014
Actualités.Miroborobo ny famotsiam-bola Kaonty 48 no nakaton’ny SAMIFIN tamin’ny 2013

Araka ny nambaran’ny tale jeneralin’ny Samifin Razaraniaina Jean Claude dia kaontim-bola tany amin’ny banky miisa 48 no nakatona tamin’ny 2013 noho ny resaka famotsiam-bola na fanadiovana vola maloto

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Jolay 2014
Actualités.Tanjombato Lehilahy maty natelin’ny rano

Omaly hariva tokony ho tamin’ny 3ora sy sasany dia nisy olona maty hita teo ambany tetezan’i Tanjombato

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Jolay 2014
Actualités.Nipetraka tao amin’ny trano anisan’ny fananan’ny orinasa Karana Filatex ny Me

Rabary Njaka tale kabinetran’ny filoha Hery Rajaonarimampianina , hoy i Alain Ramaroson ka mampiahiahy ihany ny zavatra tahaka izany.

Hamaky ny tohiny
FTT