• Sabotsy 19 Jolay 2014
Actualités.Antsirabe Gadra 5 lahy niatrika CEPE

Efa notanterahina teto fa nizotra am-pilaminana tanteraka ny fanadinam-panjakana CEPE farany teo tao Antsirabe ka efa eo am-piandrasana ny valiny avokoa ireo kilonga, izay efa fantatra fa hivoaka anio

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Jolay 2014
Actualités.Governemanta Hay afaka manaja lalàna ihany !

Nahavita ny fanambaram-pananany avokoa ireo mpikambana 31 ao amin’ny governemanta Kolo Roger

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Jolay 2014
Actualités.Hery Rajaonarimampianina Manambitamby an’i Fianarantsoa

Ho fankasitrahana ny fitokisanareo tamiko tamin’ny fifidianana ho filoham-pirenena farany teo dia mitana ny fampanantenana nataoko aho, hoy ny filoha Hery Rajaonarimampianina tany amin’ny kianjan’Ampasambazaha Fianarantsoa omaly. Efa ambarako ombieny ombieny, hoy izy, fa ny fanjakana tsara tantana no hahazoana manatratra ny vina fampiroboroboana ny fiainam-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Jolay 2014
Actualités.James Ratsimba Mitsikera ny Frantsay, miantso iala amin'ny fanjanahana

Taorian'ny fetim-pirenena Frantsay izay nankalazaina ny 14 Jolay lasa teo dia betsaka ny feo nandeha

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Jolay 2014
Actualités.Mampiesona Fampihavanam-pirenena

Vonona hanohana an’i Madagasikara i Afrika Atsimo Manana ny anjara toerany lehibe nandritra iny krizy teto Madagasikara iny i Afrika Atsimo

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Jolay 2014
Actualités.Nelson Mandela Fakan-tahaka ho an’ny fampihavanana

Nontanterahina omaly tetsy amin’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny Anosy ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’i Mandela. Araka ny nambaran’ny avy eo anivon’ny firenena mikambana dia tamin’ny taona 2009 no nanaovana ny fanambarana ofisialy fa atao ho andron’ity mahery fo ity ny 18 jolay satria io rahateo ny andro nahaterahany

Hamaky ny tohiny
FTT