• Sabotsy 19 Jolay 2014
Actualités.Fampihavanam-pirenena Vonona hanohana an’i Madagasikara i Afrika Atsimo

Manana ny anjara toerany lehibe nandritra iny krizy teto Madagasikara iny i Afrika Atsimo. Nanambara ny masoivohon’ity firenena ity omaly, Atoa G.J Grobler raha nanontanian’ny mpanao gazety, fa vonona ny hizara ny traikefany ho an’ny firenena malagasy izy ireo mandritra ilay fikaonandoham-pirenena atao ny 21-22 jolay ho avy izao eny Ivato

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Jolay 2014
Actualités.Fanambaram-pananana Nahavita ny azy ireo tale ao amin’ny minisiteran’ny varotra

Kinga fihetsika ny ao amin’ny minisiteran’ny varotra sy ny fanjifana raha mbola misy minisitra mihenahena hatramin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Jolay 2014
Actualités.Fianarana asa Sembana 52 mianadahy afaka amin’ny fiankinan-doha

Tanora sembana miisa 52 mianadahy no nahavita fiofanana arak’asa tao amin’ny Ivontoeram-paritra fanofanana asa ireo olona marefo na CRFPPV (Centre Régional de Formation Frofessionnelle des Personnes Vulnérables)

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Jolay 2014
Actualités.HCC Voafidy ireo solontena roa an’ny mpitsara

Ramiandrasoa Véronique Jocelyne Danielle, Mpitsara laharana voalohany ao amin’ny Fitsarana Ambony ao Mahajanga sy Tsaboto Jacques Adolphe, Mpitsara laharana voalohany,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Jolay 2014
Actualités.Port-Bergé Ambohipihaon’ny mpandraharaha madinika

Lasa renivohitra ara-toekarena i Port-Bergé. Tanterahina ao an-toerana nanomboka omaly ny “Foara Ankolagny”

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Jolay 2014
Actualités.Oniversiten’Antananarivo Saropiaro amin’ny “franchise universitaire”

Niala tamin’ny fahanginany ny mpitantana ny oniversiten’Antananarivo manoloana ny raharaha Vontovorona tamin’ity herinandro ity.

Hamaky ny tohiny
FTT