- Talata 22 Jolay 2014
Actualités.Mpanao gazety 2 any am-ponja Mba nanokafana fanadihadiana ve ny mpitory azy ireo ?
Niafara tamin’ny fampidirana am-ponja mpanao gazety ny fandrahonana nisesy nataon’ny fanjakana izay nihamafy taorian’ny niverenan’ny filoha avy any Vatikana farany teo. Rahaga Jean Luc talen’ny famoahana sy Didier Ramanoelina, tonian-dahatsoratra ao amin’ny gazety Madagascar Matin no niharan’ny fanenjehana fa hoe nanala-baraka sy namoaka vaovao an-gazety tsy nisy porofo.
Hamaky ny tohiny