- Alarobia 23 Jolay 2014
Actualités.CDA Andohatapenaka Fitsaboana maimaimpoana mandritra ny herinandro
Anisan’ny poizina ho an’ny taova any anaty ny fahasimban’ny nify sy ny tsy fikojakojana azy, indrindra fa ny ativava. Mba hisorohana ireo aretina maro samihafa aterak’izany dia notanterahina tetsy amin’ny CDA Andohatapenaka omaly ny fanokafana ny herinandro ho an’ny fahasalaman’ny nify sy ny ativava, notarihin’i Ny Hasina Andriamanjato, filohan’ny delegasiona manokan’Antananarivo Renivohitra
Hamaky ny tohiny