- Alakamisy 24 Jolay 2014
Actualités.Sakoroka teny Ankatso Mpianatra iray voasambotra
Niafara tamin’ny fisamborana ny fifampihantsiana teo amin’ny mpianatra sy ny mpitandro ny filaminana nandritra ny telo andro teny Ankatso. Tovolahy iray no voasambotra omaly.
Hamaky ny tohiny
