- Talata 29 Jolay 2014
Actualités.Raha ny eritreritry ny CRN dia hanatrika ny fihaonambe momba ny fampihavanam-pirenena
ny 20 aogositra ho avy izao ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, izay mbola mihitsoka any Afrika atsimo hatramin’izao ary tsy mbola manana pasipaoro ihany koa. Olona 4 no naratra, ny 2 tena voa mafy vokatry ny fipoahana sambo kely iray antsoina hoe TSY KIVY 7 tao amin’ny seranatsambon’i Nosy Be omaly alatsinainy. Kaontenera iray ihany koa no nipoaka vokatr’ilay firehetana. Tsy mbola fantatra hatramin’izao izay antony nahatonga ny loza.
Hamaky ny tohiny