• Alarobia 30 Jolay 2014
Actualités.Bezaha Tovolahy maty voahitsaky ny sarety nentiny

Fitaovam-pitaterana mbola betsaka mampiasa any amin’ny Faritra Atsimo Andrefana ny sarety tarihin’omby na maro aza ny loza aterany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Jolay 2014
Actualités.DRAFI-PANDAMINANA NY ONIVERSITE MAHAJANGA Tsy manan-kery amin’ireo mpandraharaha

Nivoaka ny alatsinainy 28 jolay 2014 teo ny didim-pitondrana laharana 24413/2014-MESupRES manendry ireo komity mpanatanteraka sy mpanara-maso ny drafi-pandaminana ny raharahan’ny oniversite

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Jolay 2014
Actualités.Fampihavanana mitanila

Mbola ifandroritana ihany hatramin’izao ny fanatanterahana ilay fampihavanam-pirenena. Tsy fantatra intsony izay tompon’andraikitra mikarakara azy ity, rafitra notondroin’ny tondrozotra hampihavana ny FFM (Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Jolay 2014
Actualités.Fahasimban’ny tontolo iainana Vahaolana ny teknika mitahiry ny tsiron’ny tany

Iharan’ny fiovaovan’ny toetr’andro isika eto Madagasikara ary voakasika manokana amin’izany ny 75%-n’ny Malagasy izay tantsaha mivelona amin’ny fambolena sy ny fiompiana. Ohatra amin’izany ny hain-tany, ny rivodoza ary ny tondra-drano. Misy anefa ny vahaolana azo hiatrehana io fahasimban’ny tontolo iainana Malagasy io dia ny teknika mitahiry ny tsiron’ny tany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Jolay 2014
Actualités.Famokaram-bary any Alaotra Harovana ny “nofon-tany”

Notontosaina ny faran’ny herinandro teo tany Ambatondrazaka ny atrikasa iray handinihana ny paik’ady, hahafahana manohy ny tantsoroka natao tamin’ny tantsaha any Alaotra momba ny fiarovana ny nofon-tany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Jolay 2014
Actualités.Fifidianana Ben’ny Tanana Tsy mahazaka fifaninanana sahady ny sasany

Tsy mahazaka fifaninanana sahady ireo miomana hirotsaka amin’ny fifidianana Ben’ny Tanana ho avy io. Izao mantsy ny sasany dia efa mitady tetika haminganana ny namany sahady, araka ny resaka nifanaovanay tamina Ben’ny Tanàna iray ivelan’Antananarivo Renivohitra. Rehefa avy nandray ny fisoratam-panambadiana faharoa notanterahiny mantsy ity Ben’ny Tanana ity ny sabotsy lasa teo dia akory ny hahatairany nahita vovo-kazo sy poti-javatra teo amin’ny seza fipetrahany

Hamaky ny tohiny
FTT