• Zoma 01 Aogositra 2014
Actualités.TOLIARA - « FESTIVAL ANTSAIRY LOHARIAKE » Nanomboka omaly ary haharitra 5 andro, asongadina ny gadona tsapiky sy ny tantarany

Nosantarina omaly tany Toliara tamin’ny alalan’ny atrikasa sy valandresaka narahina ady hevitra momba ny mozika nentin-drazana sy ny gadona tsapiky (tantara sy ny fivoarany) mampalaza ny faritra Atsimo Andrefana, ny zon’ny mpamorona sy ny ady amin’ny hosoka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aogositra 2014
Actualités.TOLIARA Betsaka ny bisikileta sy « cyclo-pousse » mandeha sy miasa amin’ny alina tsy misy jiro

Goragora ve ny fampiharana ny lalàna velona misy ? Sa manjaka ny hena-maso ka samy manao izay saim-patany ny rehetra tonga amin’ny ilay fiteny hoe : « samy mandeha samy mitady » ? Raha ny zava-misy amin’ny lafiny fifamoivoizana ao Toliara tampon-tanàna no asian-teny dia mahavalalanina ny mpampiasa lalana sasany. Maso mahita. Ny tsy fanarahan-dalàna sy tsy fitandremana matetika miteraka loza mandratra na mamono olona ao an-drenivohitry ny faritra Atsimo Andrefana ao tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aogositra 2014
Actualités.FIAROVANA NY TONTOLO IAINANA Efa miparitaka ao Mahajanga ireo fatana mandeha amin’ny masoandro

Maro ireo fikambanana miaro sy mandresy lahatra ny olona amin’ny ady amin’ny fahasimbanan’ny ala eto Madagasikara raha ny ala ao amin’ny faritra Boeny no fantatra fa ripaka avokoa

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Jolay 2014
Actualités.TIKO Tsy avela hisokatra indray

Tian’ny mpitondra ankehitriny ny mitsidika Orinasa ao Vakinankaratra tato ho ato. Raha ny fandinihana azy dia misy ambadika hafahafa ny fitsidihana satria toa ireo Orinasa tantanan’ny Frantsay ihany no tsidihina hatreto

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Jolay 2014
Actualités.ADY AMIN’NY FIDOROHANA MAHADOMELINA Hanova paikady ny fikambanana Vokovoko manga

Manoloana ny firongatry ny fandraisana sy ny fidorohana mahadomelina teto amintsika nanomboka ny taona 2009 dia hanova paikady ny fikambanana Vokovoko manga tarihin’ny filoha nasionaliny Ramandrosoa Herisolo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Jolay 2014
Actualités.Ambohimandroso Ilaka - Antanifotsy Nahafaty olona iray ny fanafihan-jiolahy nitam-basy

roa tao amin’ny fokontanin’Ambohimandroso Ilaka any amin’ny Kaominin’Ambohitompoina distrikan’Antanifotsy Vakinankaratra ny alin’ny talata 29 jolay teo tokony tamin’ny 12 ora alina tany ho any araka ny tati-baovao nomen’ny

Hamaky ny tohiny
FTT