• Alatsinainy 04 Aogositra 2014
Actualités.Hasarotam-piaro Zandary nitifi-tena rehefa avy nitifitra ny vadiny

Zandary iray miasa any amin’ny distrikan’i Morafenobe no nitifitra ny tenany rehefa avy nitifitra ny vadiny, ny zoma 01 aogositra teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Aogositra 2014
Actualités.FIAROVANA NY ZON’NY MPANJIFA Araha-maso akaiky ireo taksibe ao Mahajanga

Ny asabotsy 02 Aogositra 2014 teo no nametrahana tamin’ny fomba ofisialy ny fikambanana mpiaro ny zon’ny mpanjifa ao amin’ny faritra Boeny. Miompana tanteraka amin’ny fanaraha-maso ny vidin’ entana sy ny varotra any an-toerana no fototra ijoroan’io fikambanana io

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aogositra 2014
Actualités.Lozam-pifamovoizana mahatsiravina 8 maty, 31 naratra mafy

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona indray ny alarobia 30 jolay hariva lasa teo tany amin’ny lalam-pirenena faha-6 mankany Antsohihy iny. Fiara taksibrosy handeha hiakatra aty Antananarivo no tra-doza teo anelanelan’Antsohihy sy Befotaka fiara avy any Antalaha izy io ary saika hihazo aty an-drenivohitra izao tra-doza izao

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aogositra 2014
Actualités.BNGRC Hanatsara ny fomba fiasa

Nifarana omaly ny atrikasa nataon’ny birao nasionaly misahana ny loza voajanahary na (BNGRC).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aogositra 2014
Actualités.Bokin’ny MAP Mahaliana ny olona indray, amidy eny an-tsena

Drafitrasa matipaika ho amin’ny fampandrosoana maharitra ny firenena Malagasy no antony namolavolana ny Madagasikara Am-Perinasa nandritra ny fitondrana Ravalomanana tamin’ny volana oktobra 2006

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aogositra 2014
Actualités.Fampiatoana fahazoana tanim-panjakana Hanafoana ireo tsikombakomba maloto tokoa ve ?

Mihantona hatramin’ny faran’ny taona 2014 aloha ireo karazana fanomezana tanim-panjakana eny anivon’ny kaominina, faritra na ny faritany, araka ny filankevitry ny minisitra ny 15 jolay 2014 ary nohamafisin’ireo didim-panjakana roa navoakan’ny minisiteram-panjakana misahana ireo Fotodrafitrasa, ny Fampitaovana ary ny Fanajariana ny Tany ny 31 jolay 2014.

Hamaky ny tohiny
FTT