- Alarobia 06 Aogositra 2014
Actualités.Fiaraha-miasa Etazonia-Afrika Hentitra ireo fepetra napetraky ny Amerikanina
Nampiana-desona ireo mpitondra Afrikanina mba hahay hanaja ny lalàmpanorenana sy ny demokrasia ny sekreteram-panjakana Amerikanina John Kerry ny alatsinainy lasa teo nandritra ny kabariny tao amin’ilay fihaonana manan-tantara eo amin’i Etazonia sy Afrika any Washington. Soatoavina iombonan’izao tontolo izao ny fananana firaisamonim-pirenena matanjaka, ny fanajana ny demokrasia sy ny fanajana ny zon’olombelona, hoy izy, fa tsy hoe fotokevitra ijoroan’ny Amerikanina samirery
Hamaky ny tohiny
