• Alarobia 06 Aogositra 2014
Actualités.Andoharanofotsy Vady aman-janak’i Railola notafihana jiolahy 5 mirongo fiadiana.

Niverina indray ny trangana fanafihana mitam-piadiana tato ho ato. Ny faran’ny herinandro teo dia tokantrano iray teny Andohoranofotsy ana mpanakanto efa maty, dia i Railola no notafihin’ny jiolahy miisa 5 mirongo fiadiana ka ireo vady aman-janany no lasibatra tamin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Aogositra 2014
Actualités.Lozam-pifamovoizana mahatsiravina 3 no maty, 25 naratra mafy teny Ankatsaoka

Omaly maraina vao mangiran-dratsy dia nitrangana lozam-pifamoivoizana teny Ankatsaoka Imerintsiatosika

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Aogositra 2014
Actualités.ANTOETRA-ZAFIMANIRY Norobain’ny dahalo 30 lahy, very ny omby 15

Nipoapoaka ny basin’ireo dahalo nangalatra omby tao Atoko, avaratry ny kaominina Antoetra, distrikan’Ambositra ny antoandron’ny alahady 02 aogositra lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Aogositra 2014
Actualités.Orange-BOA Madagascar : mikatsaka hatrany ny tombontsoan’ireo mpanjifa

Mpirahalahy mianala manomboka izao ny Orange Madagascar sy ny Bank Of Africa Madagascar

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Aogositra 2014
Actualités.Lehiben’ny faritra Boeny Manameloka ny ny fanakorontanana nisy

Nanao fanambarana tamin’ny mpanao gazety ny Lehiben’ny Faritra Boeny Saïd Ahamad Jaffar, manameloka ireo hetsika fanakorontanana sy fandrobana fananana nitranga tao Mahajanga tampon-tanàna ny Alatsinainy 04 Aogositra 2014 tamin’ny fidinana an-dalambe tsy nahazoana alalana nataon’ny mpianatry ny Oniversite Ambondrona

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Aogositra 2014
Actualités.Ampitso mampanahy !

Ny andro no miova fa ny toe-draharaham-pirenena dia ny omaly ihany no anio. Tsy misy zava-baovao mahavelom-bolo, tsy misy tranga miavaka mba mampitsiry ny fanantenana, tsy misy fanomezan-toky maharesy lahatra atao antoka fa tena hivaha tokoa ny krizy. Miray feo ny rehetra, na inona na inona firehana politika ananana fa tena marefo ny fitondrana misy amin’izao fotoana, mihozongozona isan’andro ny sezan’ireo manampahefana ary manezaka mafy izy ireo mba handresy lahatra ny rehetra fa hoe mahavita azy

Hamaky ny tohiny
FTT