- Alakamisy 07 Aogositra 2014
Actualités.Hiara-hiasa hanao ny fampihavanam-pirenena manomboka izao ny FFM sy ny fiadidiana ny primatiora
Nanamafy ny jeneraly Rabotoarison Charles fa ny FFM irery ihany no afaka manatanteraka ny fampihavanam-pirenena eto amintsika, afaka mihaino sy mifanakalo hevitra amin’ireo fikambanana hafa anefa izahay, hoy ity filohan’ny FFM ity na dia tsy mitovy aza ny firehan-kevitra.
Hamaky ny tohiny